|
|
|
|

Entrée1  kobaka am-bava
Partie du discours  2  locution
Explications en français  3  [1.3] paroles flatteuses, adulation
Exemples  4  [2.298] Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana.
5  [2.470] Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra.
Mots élémentaires  6  kobaka, vava
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07